|
|
|
|

Entry1  maty an-tsalaka
Elementary words  2 maty, 3 salaka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana vola na zava-tsarobidy tsy misaraka amin' ny tena ary kobonina tsy asehoseho [1.1]
Synonyms  6 maty an-tsikinana

Updated on 2025/09/12